Entrée | 1 raban-tsahona |
Mots élémentaires | 2 raba, sahona |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] feon' ny sahona mihoraka fikorontanana noho ny tsy fisian' ny mpitondra fa samy manao izay tiany ny olon-drehetra |
Explications en anglais |
5 [1.2] Irregularity, disorder, insubordination, lawless government, anarchy. See barnahiny, and baroa. This former part of this word is probably a corruption of arahaba |
Explications en français |
6 [1.3] coassement des grenouilles Fig. anarchie, désordre |
Vocabulaire |
7 Zoologie: (en général) |
Synonymes | 8 fanjakana raban-tsahona, fanjakan' i baroa, fanjakan' i baroa, fanjakan' i baroa, tany manjaka hova |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/02/14 |