Entrée poty > foty
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] Fihinam-body sy ravina [1.78]

Entrée poty > foty
Partie du discours adjectif
Explications en anglais  [Provincial] Provincial for fotsy [Mal. putih.] [1.2]
Phytonymes 

Entrée poty > foty
Partie du discours nom
Explications en malgache [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes fotibaolina
Origine Français: football.

Anagrammes