Entrée (1/3) | 1 foty |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 fihinam-body sy ravina [Sakalava]
[1.78] |
Entrée (2/3) | 4 foty |
Partie du discours | 5 adjectif |
Explications en anglais |
6 provincial for fotsy [Mal. putih.] [Provincial]
[1.2] |
Tous les mots composés |
|
Entrée (3/3) | 8 foty |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1] |
Vocabulaire | 11 Jeu |
Synonymes | 12 fotibaolina |
Anagrammes | 13 fito, 14 foty |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |