Entrée fotibaolina
Partie du discours nom
Définition malgache [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: football.
Synonymes foty

Mis à jour le 2009/02/23