Entrée | 1 pilao |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Tady kely misy vongam-pira-mainty izay entina manamarina ny fahitsian' ny rindrina tsy vilana na mivohitra [1.1] |
Explications en anglais |
4 a plumb-line or plummet [1.2] |
Exemples |
5 Indro, ny Tompo nitsangana teo ambonin'ny manda natao amin'ny pilao, sady nisy pilao teny an-tanany
[2.996]
|
Vocabulaire | 6 Economie: bâtiments, travaux publics |
Anagrammes | 7 apoly, 8 Paoly, 9 pialo, 10 pilao, 11 piola |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |