| Entrée | 1 patrakala |
| Partie du discours | 2 nom |
| Mots élémentaires | 3 patraka, ala |
| Explications en malgache |
4 [1.1] Vongan-drano vaventy izay mitete avy amin' ny ravinkazo any anaty hazo rehefa avy ny orana, ka mipoapoaka (mipatrapatraka) noho ny hamafisan' ny fianjerany |
| Explications en anglais |
5 [1.2] [Ala, a forest.] dripping rain from trees |
| Explications en français |
6 [1.3#481] [patrak' ala] grosses gouttes qui tombent des feuilles; grosses gouttes de pluie |
| Exemples |
7 [2.587#] ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka; 8 [1.247#] Nefa izao dia mamanala izato alina mavany , Erika sy patrakala no nanondraka ny tany; |
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|