| Entrée | 1 pasoka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 fanalamana, fanalana ny ketronketrona amin' ny fitafiana amin' ny alalan' ny vy nohafanaina ka asosa ary tsindriana eo amboniny.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 smoothness, sleekness. See kasoka, kasika, safo.
[1.2] |
| Explications en français |
5 acton de polir, de lisser, de repasser du linge.
6 action de bien limer un discours. [1.3] |
| Dérivés |
|
| Anagrammes | 21 pasoka, 22 posaka |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|