|
|
|
|

Entrée1  pasohina
Radical  2 pasoka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Lamaina, tsindriana amin' ny vy hafanaina mba halamalama tsara tsy hisy miketrona na miforiporitra: Tokony hopasohina iny pataloanao iny fa efa miforiporitra.
5 Alamina: Pasohy tsara aloha ny resaka vao mihaona amin' ny lehibe. [1.1]
Explications en anglais  6 to be smoothed, to be ironed, to be palliated.. [1.2]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12