Entrée paik' afo
Mots élémentaires paika ; afo
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba fakana afo amin' ny vato roa izay ampifampikasohina dia miteraka afo; tsy vato roa ihany no azo atao toy izany, fa tapa-kazo kely roa koa toy ny tahon-tseva, ohatra, izay ampifandilorina dia midona-tsetroka [1.1]
Explications en italien  [Mahafaly, Tanosy] [ paikafo ] Vatoafo, afokasoka [1.18]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/17