|
|
|
|

Entrée1  paik' afo
Mots élémentaires  2 paika, 3 afo
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 fomba fakana afo amin' ny vato roa izay ampifampikasohina dia miteraka afo; tsy vato roa ihany no azo atao toy izany, fa tapa-kazo kely roa koa toy ny tahon-tseva, ohatra, izay ampifandilorina dia midona-tsetroka. [1.1]

Anagrammes  6 fiapoka, 7 fipaoka, 8 fipoaka, 9 paik' afo

Mis à jour le 2025/09/12