|
|
|
|

Entrée (1/3)1  paika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Feo re avy amin' ny zavatra mifandona
4  Fidona, fanapoahana amin' ny tanana na hazo: Paika kely foana dia ampy hampandeha io masinina io
5  Tefy (vato): Vato tsara paika
6  Fandehanana (amin' ny lalao fanorona), fifindran' ny vatom-panorona rehefa mihinana, ka mankeo amin' ny toerana tiany: Anao izao ny paika
7  Tetika ampiasaina, tetikady: Paika fotsiny ny azy [1.1]
Explications en anglais  8  a stroke, a blow [1.7]
Explications en français  9  coup, choc, cliquetis des armes
10  réprimande
11  un coup au jeu du fanorona [1.3#475]
12  coup [1.8]
Exemples  13  Diso paika ka matim-bela. [2.643#]
14  paika tsy miady no itondran' ialahy anay. [2.4#]
15  Tsy nanana hevitra maty paika ny namanay. [1.369#]
Vocabulaire  16  Son
Dérivés 
17  Verbes actifs :
18  Verbes passifs :
19  Verbes relatifs :
20  Noms :
21  Adjectifs :
22  unkLabel:5av: :
Synonymes  23  paipaika
Analogues  24  1.1=dona=poka=gona=katroka
Mots composés 

Entrée (2/3)37  paika
Partie du discours  38  nom
Explications en malgache  39  fomba ampiasaina [1.13]
Explications en français  40  procédé; mesure [1.13]
Mots composés 

Entrée (3/3)43  paika
Partie du discours  44  adjectif
Explications en malgache  45  maina (taona) [Sihanaka] [1.78]

Anagrammes  46  apika, paika, piaka

Mis à jour le 2023/06/17