Entrée dona
Partie du discours nom
Explications en malgache Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a shock, a blow, a knock [Hallanger 1973]
Explications en français coup, choc [Hallanger 1974]
Dérivations 
Synonymes dondòna
Mots composés, titres, noms 
Exemples Dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay. [Andraina: Mitaraina, page 209]

Entrée dona
Partie du discours nom
Explications en malgache Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin' izay miseho ny mpilalao, ka ny mpilalao manaraka no mandeha (Jereo daomy) [Rajemisa 1985]
Explications en français terme de jeu au domino: passe [Abinal 1888 page 114]
Vocabulaire 

Entrée dona
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] anguille. Cf. tòna. [David: Dialectes (takila D)]
Vocabulaire 

Entrée dona
Partie du discours nom
Explications en malgache Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes tona

Mis à jour le 2020/07/31