| Entrée | 1 daomy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [frantsay domino] Karazan-kilalao misy vato valo amby roapolo misy masony; zaraina mitovy isa amin' ny mpilalao telo ny iraika amby roapolo amin' ireo vato ireo, ka mifandimby mandahatra ny azy raha misy vato miady masony amin' izay mivoaka ny mpilalao; izay mahalany vato any aminy voalohany no mahazo amin' ny indray mihodina, ka dia isaina ho azy ny masom-baton' ireo sisa tsy mbola nahalany ny azy
[1.1] |
| Vocabulaire | 4 Jeu |
| Anagrammes | daomy, 5 dimao, 6 madio, 7 maody, 8 miado, 9 modia |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|