Entrée oram > orana
Partie du discours nom
Explications en malgache Rano mirotsaka avy eny amin' ny habakabaka vokatry ny fivongovongoan' ny rahona ho rano: Mamelombelona ny zavaboary ny orana ~ Avy ny orana ~ Latsaka ny orana ~ Mitsahatra ny orana [1.1]
 Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1]
Explications en anglais Rain. [mal. Ujan; polyn. Na.] [1.2]
 Rain [1.7]
Explications en français Pluie [1.8]
Exemples Midona ny orana any Ankaratra [2.131]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : orana, ora-, oram-, oran-
Dérivés 
Synonymes ranonorana
Mots composés 
Proverbes 

Entrée oram > orana
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanadiovana na famotsiana ny firava-bolamena na volafotsy. [1.1]
Dérivés 
 

Entrée oram > orana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanosy] patsa [1.78]
 Karazam-biby mivelona any anaty rano, misy hodiny mafy, lavalava vatana, ary folo ny tanana aman-tongony ka ny roa voalohany misy kinifinifiny milentika amin' ny nofon' izay ketohiny [1.1]
Explications en anglais The Madagascar crayfish, which is very plentiful in the rivers and streams of the interior. It belongs to a genus peculiar to te island, and stands alone in some of the peculiarities of its structure. Astacoides madagascariensis, And. and M.-Edw. [comp. mal. Udang, a lobster; jav. And many Malayan languages uran, a prawn.] [1.2]
 A shrimp [1.7]
Explications en français écrevisse [1.8]
Nom scientifique Astacoides madagascariensis
Exemples Raha tia orana hianao dia hakanay anio alina, fa mora azo foana izy ireny raha itondrana fanilo [2.324]
Vocabulaire 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Entrée oram > ora
Partie du discours nom
Explications en malgache Ampahefatra amby roapolon' ny andro sy alina iray, izay nalaina ho venty fototra amin' ny fandrefesam-potoana; adim-pamantaranandro iray: Nahemotra ora roa ny fiaingan' ny firamanidina [1.1]
 Venty fototra amin'ny fandrefesam-potoana [1.13]
Explications en anglais An hour [1.2]
Explications en français Heure [1.13]
Exemples 
1Nefa tao anatin' ny an-tsasak'ora dia nangina tsy nisy zavatra nihetsika na dia kely aza. [2.324]
2Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [2.470]
Vocabulaire 
Mots composés 
Origine Anglais: hour. Latin: ora.
Proverbes 
Article 

Entrée oram > ora-
Partie du discours forme morphologique de orana
Exemples 
1Akangalahy miditra ny ala : miandry ny oran-kisava, ka tratry ny ora-mikija [2.415]
2Lambo mitoto-bozaka : tsy mahita ny ora-manelatra [2.415]

Anagrammes