|
|
|
|

Entrée1  ondrikely malahelo
Mots élémentaires  2  ondry, kely, malahelo
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo
Synonymes  5  ondrikely kamboty

Mis à jour le 2023/06/08