|
|
|
|

Entrée1  omby volavita
Mots élémentaires  2  omby, volavita
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] omby misy fotsy eo amin' ny handriny, lamosiny, rambony ary ny tongony, izay natolotra natao hasin' andriana
Explications en anglais  5  [1.2] speckled cattle which are used as a sorona given on occasions of presenting hasina. Two five-franc pieces are generally given now as solon' omby vola vita [solo, a substitute].

Mis à jour le 2023/06/19