|
|
|
|

Entrée (1/2)1  olombelona
Mots élémentaires  2  olona, velona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Zavamananaina azo atoko ara-toe-batana ho anisan' ny biby mampinono, nefa kosa miavaka amin' ny biby noho ny fananany atidoha lehibe, ny fahazoany mijoro, ny fahafahan' ny tanany mandray zavatra, ary indrindra ny fahaizany miteny sy ny fananany sain amam-panahy: Olombelona ihany aho fa tsy anjely ka mba tezitra
5  Fitambaran' ny olona miaina rehetra: Hotsaroana mandrakizay ny anaran' ireo mpana soa ny olombelona [1.1]
Explications en anglais  6  a mortal man; mankind [1.7]
Explications en français  7  homme mortel; l'humanité en général [1.8]
8  être humain [1.5#371]
Exemples  9  Koa mba avoty aho re Rafosafa maty, hoy ny olombelona. [1.508#]
10  Mampieritreritra tokoa ny fahaizan' ity olombelona ity! [2.332#]
Mots composés 
Titres  17  Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona (United Nations)
18  Ny diantsika olombelona (Doriguzzi A.)
19  Olombelona : essai sur l 'existence personnelle et collective à Madagascar. (Dubois Robert)
20  Zon' ny Olombelona : Fanambarana itambaram-be sy Dina afrikanina (Foi et Justice)
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot olombelona
Article  22  Randzavola: olombelona ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)23  Olombelona
Sous-titre  24  essai sur l 'existence personnelle et collective à Madagascar.
Mots élémentaires  25  olombelona
Partie du discours  26  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Auteur  27  Dubois Robert
Editions  28  L'Harmattan, 1978. Pages: 157

Anagrammes  29  Olombelona, olombelona

Mis à jour le 2023/06/05