Entrée Ohabolana sy fomba fiteny
Partie du discours nom propre (titre de livre ou pièce)
Définition malgache navoakan' i Léonard Ramaroson tamin' ny taona 1958. Boky roa no tafavoaka. Tsy voaisa ny ohabolana zavon-tany ao. Ny mahahafa kely azy ity, dia ny fandaharana ny ohaholana araka ny fihetsi-panahy malagasy (firaisan-kina, fifankatiavana, havana sy mpianakavy...) ary mbola voatsikera amin' ny lafiny sy andinidiny indray. [Rahajarizafy 1988]
Auteur Ramaroson Léonard, 1958
Tableaux et planches Tous les titres

Mis à jour le 2020/03/15