Entrée (1/2) | 1 ofo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fiovan' ny hoditra na fihintsanan' ny volon' ny vorona; fahalasanan' ny rano ny lokon-damba na fiovan' ny loko nony voan' ny hainandro [1.1] |
Explications en anglais |
4 scaling off. see ofaka, ofy. [1.2] |
Explications en français |
5 mue, changement de peau, de couleur [1.3] 6 dégradation de teinte [1.13] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 13 ofy |
Analogues | 14 ofaka |
Entrée (2/2) | 15 ofo |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 Teny enti-milaza ny fahefana na hasin' ny fanafody na ny sampy [1.1] |
Mis à jour le 2020/07/31 |