|
|
|
|

Entrée (1/4)1  O    o    
Partie du discours  2  nom (symbole)
Explications en malgache  3  [1.1] Tarehintsoratra fahefatra ambin'ny folo ary zanasoratra fahefatra amin'ny abidy malagasy. Ny zanatsoratra O dia mety hanana tonom-peo "ao" amin'ireto toe-javatra telo ireto ka amin'ireo roa farany dia asiana satrony (ô) ny fanoratana azy: a) amin'ny teny avy amin'ny fiteny vahiny: radio, sosisy; b) amin'ny teny fitenim-paritra sasantsasany: ny vôla (tsimihety); d) amin'ilay tenim-piontanana merina "ô": Tompo ô!
Explications en anglais  4  [1.2] the fourteenth letter of the Malagasy alphabet. In accented syllables it has the sound of o in move, but a somewhat lighter sound in unaccented syllables. In the interjection "o" (used as a sign of the vocative case) and in some of the provinces it has the same sound as a single o in English.
Explications en français  5  [1.3] Quatorzième lettre et quatrième voyelle de l'alphabet malgache
Analogues  6  abidy
Citations  7  Textes citant O
Tableaux et planches  8  Les alphabets
Article  9  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entrée (2/4)10  ô
Partie du discours  11  interjection [Liste complète]
Explications en malgache  12  [1.1] Fanao eo aorian' ny anaran' olona antsoina ka italahoana, na anaran-javatra heverina ho toy ny olona ka itenenana: Tompo ô, mihanta aminao izahay! / Ry tanindrazanay malala ô
Explications en anglais  13  [1.7] used in addressing people, as : Rakoto ô! oh, Rakoto!
Explications en français  14  [1.8] (vocative)
Exemples  15  [2.48] Rafotsy ô ! miantso andRampananambonitany, efa lehibe isika

Entrée (3/4)16  -o
Partie du discours  17  pronom [Liste complète]
Analogues  18  ko
Tableaux et planches  19  Tous les pronoms

Entrée (4/4)20  O    
Partie du discours  21  nom (symbole)
Explications en malgache  22  [3.1] Ôksizenina. Singa mietona, fahavalo amin'ny fisokajiana miherina.
Explications en anglais  23  [3.1] Oxygen.
Explications en français  24  [3.1] Oxygène.
Vocabulaire  25  Chimie
Tableaux et planches  26  Table périodique

Mis à jour le 2025/07/29