Entrée ny mamerina indroa manana ny antitra (verina, roa, anana, antitra)
Partie du discours locution
Définition malgache fitenenana enti-milaza fa ny fiverimberenan-javatra dia mety hahasoa (nalaina avy amin' ny fomba fandokoana lambamena izay handroina ao anaty rano-nato ka raha tiana ho antitra tsara ny lokony dia averina indroa indray izany [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31