Entrée ny ela mahareroy
Mots élémentaires ela ; mahareroy
Partie du discours locution
Explications en malgache Ny fitoerana amin' ny toerana iray ela be na ny fiasana amin' ny zavatra iray maharitra dia mahatonga tsy hahomby intsony (mampifankazatra fatiatra ny ela niarahana ka mahatonga tsy hifanaja fa mifanao "re roy") [1.1]
Exemples Fa ny ela, mahareroy. [2.245]
Analogues  ny ela maharay roa

Mis à jour le 2023/06/03