|
|
|
|

Entrée1  ny Andriana
Mots élémentaires  2  ny, andriana
Partie du discours  3  locution
Explications en français  4  [1.3#453] titre honorifique: Avelao aho, ny Andriana, mba handeha (Permettez-moi, sire, de partir aussi)
Exemples  5  [2.69#94] Asaovy mandeha hoy aho, ny andriana
6  [1.1#769] Aoka re, ny andriana, mba handeha izy
7  [1.281] Mba avia re, ny andriana, hotahin' Andriamanitra ianao
8  [2.528] Indreto àry, ny andriana, ry Kelimalaza mivady sy i Manjakatsiroa

Anagrammes  9  andrianina, anindriana, nandairany, nandrainay, nandrianay, nanidirana, niandranay, niridanana, ny Andriana

Mis à jour le 2025/01/21