|
|
|
|

Entrée1  Ny amin' ny finoan' ny Bara
Mots élémentaires  2  finoana, Bara
Partie du discours  3  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Analogues  4  croyancesetsantechezlesbara
Auteur  5  Ramarlah Antoine Marie
Editions  6  Ramarlah Dominique. Largeur: croyancesetsantechezlesbara
Texte  7 

Fampitandremana

Ny fizarana ity boky ity eo amin’ny tambajotra sosialy dia niteraka soso-kevitra sy fanampim-panazavana avy amin’ny mpamaky. Anisan’ny mpamaky voalohany nanome ny heviny Ramatoa Tinahy Dorthine (Bara Zafimanely) : « Marina daholo ary voarakitra sy voamarina tsara araka ny fipetrany daholo ny volaza ao » (23.02.2016).

8  Isaorana manokana izy ireo ary nahiditra tsikelikely any amin’ny faran’ny boky ireo fanazavana avy aminy ireo. Manasa ny rehetra hizara ny fahaizany satria :
9  « Tao trano tsy efan' irery »

Fizahan-takelaka

 Toko I : Ny finoany ny amin’Andriamanitra Toko II : Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy Toko III : Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana Toko IV : Ny finoany ny amin’ny fanavotana Toko V : Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana Toko VI : Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody Toko VII : Ny finoany ny amin’ny vintan’andro Toko VIII : Ny finoany ny amin'ny fambara Toko IX : Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy Toko X : Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra Toko XI : Farany 

Mis à jour le 2024/11/25