|
|
|
|

Entrée1  nony
Partie du discours  2  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Rehefa (raha milaza ny lasa ny matoanteny manaraka azy): Nony niamboho Ranavalona reniny, dia nitsoka ny rivo-pahafahana
Isaky ny (raha milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka azy): Nony midona ny orana, velon-tsento i Sahondra mahatsiaro andreniny
Tamin' ny (raha milaza ny ho avy ny matoanteny manaraka azy ao anatin' ny tantara): Nony handeha indrindra izahay no avy ny orana
Explications en anglais  4  [1.2] when, if, if otherwise.
5  [1.7] when (used of simultaneous events)
Explications en français  6  [1.3] lorsque, quand, après que. Nony lasa izy, dia nody izahay: lorsqu'il fut parti, nous revînmes. Nony tsy maty ikakibe, nanan-dray roa aho toy izay: litéralement: si mon grand-père n'était pas mort, j'aurais deux pères; au figuré: on serait heureux si l'on avait tout ce qu'on désire.
7  [1.8] quand, lorsque, lors de
Analogues  8  fony, rehefa, raha
Mots composés 

Anagrammes  11  nino, noin, nony

Mis à jour le 2023/08/16