| Entrée | 1 nony |
| Partie du discours | 2 conjonction [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Rehefa (raha milaza ny lasa ny matoanteny manaraka azy): Nony niamboho Ranavalona reniny, dia nitsoka ny rivo-pahafahana.
4 Isaky ny (raha milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka azy): Nony midona ny orana, velon-tsento i Sahondra mahatsiaro andreniny. 5 Tamin' ny (raha milaza ny ho avy ny matoanteny manaraka azy ao anatin' ny tantara): Nony handeha indrindra izahay no avy ny orana. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 when, if, if otherwise..
[1.2] 7 when (used of simultaneous events). [1.7] |
| Explications en français |
8 lorsque, quand, après que. Nony lasa izy, dia nody izahay: lorsqu'il fut parti, nous revînmes. Nony tsy maty ikakibe, nanan-dray roa aho toy izay: litéralement: si mon grand-père n'était pas mort, j'aurais deux pères; au figuré: on serait heureux si l'on avait tout ce qu'on désire..
[1.3] 9 quand, lorsque, lors de. [1.8] |
| Analogues | 10 fony, 11 raha, 12 rehefa |
| Tous les mots composés | 13 2 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|