|
|
|
|

Entrée1  nihoby > mihoby
Radical  2  hoby
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Midera amin' ny antsoantsom-pifaliana, maneho fankalazana olona amin' ny antsoantso mafim-piravoana: Nihoby azy ny vahoakaraha vao nivoaka ny fiara izy [1.1]
Explications en anglais  5  to acclaim; to shout for joy [1.7]
Explications en français  6  acclamer [1.8, 1.6]
7  pousser des cris de joie [1.8]
8  fêter [Tanala] [1.6]
Exemples  9  Dia nihoby ny vahoaka rehetra [2.48]
10  Ary nony maneno ny akoho, dia mandoaka ny voatavo izy, ka mihoby. [2.857#]
11  nihoby sy nifaly ny fitiavana mahery noho ny fahafatesana sy ny zava-boahary rehetra [2.324]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :

Anagrammes  16  hiomby, mibohy, mihoby