|
|
|
|

Entrée1  na zovy na zovy
Mots élémentaires  2  na, zovy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  na iza na iza [1.1]
Explications en anglais  5  whoever [1.7]
Explications en français  6  quiconque, qui que ce soit, n'importe qui [1.3]
7  quiconque [1.8]
Exemples  8  Fa na zovy na zovy manota izany lalàna izany dia handevoziny [2.366#205]
9  dia ataoko mahadiso sy mahameloka izay manao izany, na zovy na zovy [2.654]
Synonymes  10  na iza na iza

Anagrammes  11  na zovy na zovy, nivozavozany

Mis à jour le 2023/01/01