Entrée | 1 mpitantara |
Radical | 2 tantara |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3#677] celui qui raconte 6 [1.5#283] conteur, traditioniste |
Exemples |
7 Mpampianatra, mpanabe ary mpitantara angano izy. [2.528#] 8 Tokony tamin' ny taona 1100 izany, hoy ny mpitantara sasany. [2.508#] 9 Rehefa tonga teo andrefan-tanànan'ny mpitantara ity dia miato aloha ny vahoaka ary napetraka ny faty; [2.588#] |
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |