| Entrée | 1 mpitan-damba |
| Mots élémentaires | 2 mpitana, 3 lamba |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ilazana ny naman' ny mpiady mipetraka ery an-tsisiny ary mitana lamba fa tsy mba miady
6 Ireo rehetra tsy mba mandray anjara amin' ny zavatra iray atao, fa mitazana fotsiny [1.1] |
| Proverbes | 7 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|