|
|
|
|

Entrée1  mpihatsaravelatsihy
Radical  2  tsaravelatsihy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3#754] l'hypocrite
Exemples  6  Asa hianareo Ambaniandro, fa toa hoe fetsifetsy sy mpihatsaravelatsihy, hono! [2.499#60]
7  Maro ihany koa ny olon-dratsy mpihatsaravelatsihy tonga teo mba hizahazaha izay toe-javatra hiseho. [2.588#]
8  Aoka re mba tsy ny tenantsika no ho mpivadika sy mpihatsaravelatsihy ka ho «voanjolahy» sy «voanjovavy» ary ho «Jodasy. [2.587#]

Mis à jour le 2023/01/20