|
|
|
|

Entrée1 mpihatsaravelatsihy
Radical  2tsaravelatsihy
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 [1.1]
Explications en français  5 l'hypocrite [1.3#754]
Exemples  6 Asa hianareo Ambaniandro, fa toa hoe fetsifetsy sy mpihatsaravelatsihy, hono! [2.499#60]
7 Maro ihany koa ny olon-dratsy mpihatsaravelatsihy tonga teo mba hizahazaha izay toe-javatra hiseho. [2.588#]
8 Aoka re mba tsy ny tenantsika no ho mpivadika sy mpihatsaravelatsihy ka ho «voanjolahy» sy «voanjovavy» ary ho «Jodasy. [2.587#]

Mis à jour le 2025/09/12