Entrée mpiasabe (asa, be)
Partie du discours nom
Définition malgache Olona tsotra, morainy, tsy be teny ary tsy mahery fihetsika
Mitovy hevitra: andrainazy ~ be tsy miteny ~ bonaika ~ entina amin' ny sangany ~ jinjinina ~ joko tsoriaka ~ jomo ~ jomoka ~ kofehy manarapanjaitra ~ konetaka ~ malemy an-dranombary ~ malemy maozatra ~ malemy paika ~ malemy tsy azo ~ manaiky lembenana ~ manaiky lempona ~ manara-drenirano ~ manara-driandrano ~ manaraka ambokony ~ manaraka efa ~ mihako ~ monge-mahalatsaka ~ mongena ~ morabe ~ morainy ~ olom-bodo ~ olombe ~ olon-kova ~ olon-kovabe ~ rainazy ~ tsy sarotiny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a steady-going person. [Richardson 1885]
Exemples 
1Niova ho mpiasabe tsy mahay sangisangy ny iray tamin' izy ireo namoaka izany teny izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 47]
2Tsy ampy ariary folo akory no laniko dia voavidiko na dia ny mpiasabe toa azy mianaka irery aza! [Rajaonarivelo: Bina, page 64]
Citations 

2014/11/04