Entrée mpiantsa (antsa)
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara, Tanosy] mpihira [Rakotosaona 1972]
 ireo tsimandoa lahy sy vavy, manaraka ilay olona hobena amin' ny antsa: sady mihira no manao fihetsehana toy ny mandihy eny am-pamindrana izy ireo, ary samy mitana tapadamba kely ka indray manopaka an' iny na miankavia na miankavanana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise royal singers. [Richardson 1885]

2017/07/27