| Entrée | 1 mpiambina | 
| Radical | 2 ambina | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Olona atokana hiambina, izany hoe manao andry maso, miaro tsy ho simba ary mitandrina amin' ny fahavalo [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   a guard. [1.2] 6 a watchman [1.7] | 
| Explications en français | 7   gardien [1.8] | 
| Exemples | 8   Nefa noperan'ilay mpiambina tamin'ny baiko tsy niteny.
[2.895#] | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |