|
|
|
|

Entrée1  mpanjenjena
Radical  2 zenjena
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  [1.1]
4 Olona mandehandeha foana tsy manana anton-dia, mirenireny tsy misy fotony. Olom-poana mizedazeda, hoy ny tavaratra. [2.643#212]
Explications en français  5 celui qui va çà et là [1.3#871]
Exemples  6  ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin' ny tany ianao. [2.996#]
7  Ny olona mpanjenjena sy mpiriorio dia tsy eken' ny Fanjakana, hoy ihany ireo. [2.643#]
Synonymes  8 mpijenjena

Mis à jour le 2025/12/08