Entrée mpandroaka sarety (roaka, sarety)
Partie du discours locution
Explications en malgache enti-milaza ny olona mibaiko ny omby mitarika sarety [Rajemisa 1985]
Exemples Indray andro, nisy mpandroaka sarety iray naman' I Dada nifanena tamin' ny fiarakodia iray tao atsimon-tanàna. [Andraina: Mitaraina, page 64]

Mis à jour le 2020/07/31