Entrée sarety
Partie du discours nom
Définition malgache Kalesy tarihin' ny olona (saretintanana) na tarihin' ny omby miditra anaty jioga: Ariary zato ny zezika iray sarety. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a bullock-cart [Hallanger 1973]
Définition française charrette [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Origine Français: charrette.
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Sarety iray feno ravi-pary sy fary tarihin' omby roa no miditra ny tanàna. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 14]
2Ho aiza ialahy fa tsy hitondra sarety tahaka andrain' ialahy ihany! [Andraina: Mitaraina, page 51]
Citations 
Illustrations 

2013/06/11