Entrée | 1 mpandrafitra |
Radical | 2 rafitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mpiasa manao ny rafitra (fanamboarana' hazo hatao trano, varavarana, ngorodona) ho antom-pivelomany |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] a carpenter. |
Explications en français |
6 [1.8] charpentier, menuisier. |
Exemples |
7 mpandrafitra eny an-drenivohitra hono no nividianana azy [2.332#] 8 Tany amin' ilay mpandrafitra aho indray maraina, ka izany no nanatrehako resaka nifanaovany tamin' olona teo. [2.472#] |
Analogues | 9 mpandrafibato |
Mots composés |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot mpandrafitra |
Article |
12 Randzavola: mpandrafitra ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 13 mpandrafitra, mpandrifatra |
Mis à jour le 2023/01/20 |