Entrée mpanatanteraka (tanteraka)
Partie du discours nom
Traduction française celui qui accomplit [Abinal 1888]
 exécutant, exécutif [SLP 1986]
Traduction anglaise executive function, executive power [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Traduction française fonction exécutive, pouvoir exécutif [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Exemples 
1Manjary mpiasa mpanatanteraka baiko fotsiny ny ankamaroany. [Rabemolaly: Fary, page 32]
2Ny Fokonolona dia mpanatanteraka fotsiny ny baiko sy teny midina. [Fagereng: Tantara, page 80]
3Atolotry ny Vondrona revolisionera izy sy ny Komity Mpanatanteraka, ary fidin' ny be sy ny maro. [Razafiarivony: Harivolana, page 109]
4Mpanatanteraka ny anay Ray aman-dreny ka dia ny tetika sy ny fiomanana rehetra dia anareo zatovo. [Rapatsalahy: Kintana, page 60]

Mis à jour le 2020/07/31