|
|
|
|

Entrée1  mpanan-karena
Mots élémentaires  2  mpanana, 3  harena
Partie du discours  4  nom
Explications en français  5  un richard [1.5]
Exemples  6  raha indraindray eny ho eny misy mahantra mba mitady hamely mpanankarena, matetika tsy mahavoa. [2.472]
7  Ny mpanankarena tamin' ny mpanakalo vola dia nandra. [1.38]
8  Tsy maty ao an-tsainy tokoa ilay mpanankarena nisaoram-bady avy ery an-dafy andrefana. [2.470]
Morphologie 
9  Simple :
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot mpanan-karena

Mis à jour le 2025/09/12