|
|
|
|

Entrée (1/2)1  morona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Sisina (rano, lalana, tevana...): Aza manaraka ny moron-tevana raha sarotim-panina ~ Nipetraka teo amoron-dalana ilay mahantra (ny amin' ny "amorona" eto dia tsy misy hafa amin' ny an amin' ny "an-tsisin-dalana, ohatra, saingy natao a amin' izy eo alohan' ny mary nosoratana nakambana amin' ny morona koa). [1.1]
Explications en anglais  4  the border, the brink, the edge [1.7]
Explications en français  5  le bord [1.8]6  bord, côte, rivage [1.196]
Exemples  7  Soa ihany fa efa tsy lavitra intsony ny morona. [2.442#]
8  Manga ngalingaly ny rano, manga matsora ny lanitra, maitso mavana ny morona. [2.499#13]
9  Azon' ny olona hiampitana manasa-dranjo Ikopa ary zary fasika mitomandavana avokoa ny morona. [2.470#]
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adverbes :
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot morona

Entrée (2/2)20  morona
Partie du discours  21  nom
Vocabulaire  22  Botanique
Explications en français  23  (probablement une déformation de morama). Sorghum roxburghii Stapf (Poaceae). Introduite de l'Inde méridionale, ou de la côte orientale d'Afrique où elle est cultivée depuis longtemps. Fournit un grain comestible. Très résistante à la sécheresse. [Mahafaly] [1.196]24  [Tandroy]
Nom scientifique 

Anagrammes  26  manoro, morano, morona

Mis à jour le 2023/05/22