|
|
|
|

Entrée1  monaina
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Verbes relatifs :
4  Noms :
5  Adjectifs :
Explications en malgache  6  [1.1] Leondeony, tsy tia herika: Monaina hazandrano ny anao lahy
Valaka noho ny raharaha ka toa leony tsy te hiverina intsony nony afaka tao: Monaina mihitsy aho tamin' ilay asa nampanaovin-dRangahy iny
Explications en français  7  [1.3#444] Qui en a assez, qui est fatigué, qui est dégoûté
Analogues  8  leony, boboka, tofoka, tohina, tola

Anagrammes  9  amoinan, amonany, amonian, anoinam, anomany, imaonan, inomana, iomanan, mañaoñy, manoina, miañona, miñaoña, mionana, monaina, namoina, namonia, naomany, nimaona, niomana, omanina

Mis à jour le 2025/07/29