|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mody mandry
Mots élémentaires  2  mody, 3  mandry
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  tafandry lalana, izany hoe mandry eo amin' ny tanàna iray fa mbola ho any amin' ny tanàna hafa [1.1]
Explications en anglais  6  to go to a place for the purpose of doing some business and to sleep there or somewhere near the day before [1.2#454]
Explications en français  7  coucher une nuit en voyage [1.3#456]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :

Entrée (2/2)11  mody mandry
Mots élémentaires  12  mody, 13  mandry
Partie du discours  14  locution
Explications en malgache  15  enti-milaza ny olona maty [1.1#750]
Explications en anglais  16  to die [1.2#454, 1.7]
Explications en français  17  mourir [1.3#456, 1.8, 1.5#217]
Exemples  18  Ny mody mandry sy ny mitampody : ny mody mandry misimisy kokoa [2.558]
19  Mbola tsy tapitra tafavoaka izy rehetra dia lasa nody mandry ilay lahi-antitra [2.587]
20  Ahoana moa hoy Andrianampoinimerina, fony izy hody mandry ka nanao fara jery an' ilay silaky ny ainy [2.296#29]
Morphologie 
21  Présent :
22  Passé :
23  Futur :
Autres orthographes  24  modimandry

Anagrammes  25 modimandry, 26 mody mandry

Mis à jour le 2025/09/12