|
|
|
|

Entrée1  modia nofo modia sandry
Mots élémentaires  2 modia, 3 nofo, 4 sandry
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 firariana ataon' ny tompon-trano amin' ny sakafo arosony ho an' ny vahiny, ka ny heviny dia hoe "enga anie ka hahasoa sy hahatsara anao iny sakafo vao naroso iny". [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12