Entrée nofo
Partie du discours nom
Définition malgache Tenan-javatra misy tsiratsiraka izay mandrakotra ny taolana amin' ny tenan' ny olomtielona sy ny biby: Malemilemy ny nofon' ny zazakely
¶ Hena: Tsara nofo ny amalona
¶ Ny vatana (miolotra amin' ny fanahy): Malemy ny nofo
¶ Ny faty: Ny nofon' Itompokolahy dia hoentina ao amin' ny eglizin' Ambozontany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise flesh. [Swa. Annofu, fleshiness.] [Richardson 1885]
 flesh [Hallanger 1973]
Définition française chair [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples nofo sy ra no vavolombelona! [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 17]
Citations 
Articles 

2017/06/29