|
|
|
|

Entrée1  mizezika
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  zezika
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Miavosa, miavovona: Mizezika eo amin' ny varavarana ny fasika
Mitangorona, mitangongo: Nizezika teo an-tokotany ny mpianatra ta handre ilay vaovao
Explications en français  9  [1.3#872] être réunis, mis ensemble, entassés en grand nombre: Mizezika eo amin’ ny kianja ny vahoaka (Le peuple est réuni en grand nombre sur la place) ~ Mizezika eo am-pamoloana ny varinay (Notre riz est entassé sur l'aire)

Mis à jour le 2025/07/29