|
|
|
|

Entrée1  mizaha fandrin' omby
Mots élémentaires  2  mizaha, fandry, omby
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] mitaikilo, mitily; mihainohaino na mijerijery izay ataon' ny olona aloha vao manapa-kevitra raha mba hanao koa; ilazana ny olona tsy mbola tapa-kevitra fa mandinidinika ny toe-javatra manodidina
Explications en français  5  [1.3] Regarder comment est couché un bœuf ; sonder le terrain, les gens, leur conduite

Mis à jour le 2023/09/04