|
|
|
|

Entrée1  mizaha fandrin' omby
Mots élémentaires  2  mizaha, 3  fandry, 4  omby
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  mitaikilo, mitily; mihainohaino na mijerijery izay ataon' ny olona aloha vao manapa-kevitra raha mba hanao koa; ilazana ny olona tsy mbola tapa-kevitra fa mandinidinika ny toe-javatra manodidina [1.1]
Explications en français  7  Regarder comment est couché un bœuf ; sonder le terrain, les gens, leur conduite [1.3]

Mis à jour le 2025/09/12