Entrée | 1 mivozavoza |
Radical | 2 vozavoza |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy zatra na tsy mahay ka mitahontahona sy mikaviavia raha manao zavatra: Zaza mivozavoza (fiteny matetika kokoa ny hoe mitavozavoza dondrina, votsa, tsy kinga, tsy mailaka, vandrehaka |
Morphologie |
|
Analogues | 8 mitavozavoza, miraikiraiky, mitaraikiraiky, mivaikavaika, mitsivaikavaika, mitahontahona, midrahodraho, mikaviavia, mitonendrina, mitandrantandrana, mitsikondrikondry, miveravera, mitaveravera, mivenaka, mitanandranandrana, miampanampana, mitondrendrena, minahonahona, mitsiredareda, mivanenaka, mitoantoana |
Anagrammes | 9 ivozavozam, mivozavoza, zavozavoim |
Mis à jour le 2023/01/20 |